Teny iditra | mitaraiky (taraiky) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Adaladala, mitandrantandrana ¶ (fiteny somary baranahiny) Mitavozavoza ka tonga tratra aonana, diso fotoana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | foolish, awkward [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | être niais, ne pas faire attention [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |