Teny iditra mita rano
Singan-teny mita ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita [1.1]
Ohatra Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana. [2.649]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28