Teny iditra (1/2) | 1 mitataka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vaky na rovitra eo amin' ny zaitrany Misy loaka na banga fandehanan' ny rano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be slit open |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] avoir une fente |
Fototeny | 6 tataka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitatàka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Mipaipaika |
Fototeny | 13 tataka |
Fivaditsoratra | 14 mitatàka, mitataka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09 |
![]() |