Teny iditra | 1 mitatao |
Fototeny | 2 tatao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
miloloha 5 [1.1] Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa fa misy vato be mitatao eo ambony tranony |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to be overhead (of the sun) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être au dessus de la tête (se dit du soleil) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mitatao io |
Fivaditsoratra | 15 miatota, mitatao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |