Teny iditra | 1 mitatao |
Fototeny | 2 tatao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 miloloha [Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 5 Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa fa misy vato be mitatao eo ambony tranony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be overhead (of the sun) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être au dessus de la tête (se dit du soleil) [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mitatao io |
Fivaditsoratra | 14 miatota, mitatao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |