|
|
|
|

Teny iditra1  mitatavoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tatavoka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Potraka, mianjera mitsotra mivalandotra: Nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro izy ka nitatavoka tamin' ny tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29