|
|
|
|

Teny iditra1  mitatra
Fototeny  2  itatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][miitatra] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
[miitatra] Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
[miitatra] Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
[miitatra] Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io
5  [1.13] mitombo habe
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] se dilater
Ohatra  7  nitatra ny fanjakana tamin' ny androny [2.508#198]
8  aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356#122]
9  mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285#318]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  13  miitatra
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mitatra io

Fivaditsoratra  18  mitatra, taratim

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15