Teny iditra mitavandra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka, Tanala] manantena, manantena fatratra: Mitavandra fioke entin-drahalahy (manantena kibay (tehina) an-tanan-drahalahy) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitavandra (tavandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to repose upon one, to put confidence in one, to be dependent upon one [Richardson 1885]
Endriteny 
mitavandra
mitavandran'
mitavandran-
mitavandram-
nitavandra
nitavandran'
nitavandran-
nitavandram-
hitavandra
hitavandran'
hitavandran-
hitavandram-

2014/09/13