Teny iditra | mitavoka (tavoka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mikapokapoka (zavatra) mba hanalana ny vovoka aminy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | battre, comme de la laine pour faire un matela, frapper pour épousseter [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mitavoka (tavoka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | accuser faussement et soudainement [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |