Teny iditra mitavy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manao tavy na tanimbary ala [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] mikapa ala hambolem-bary [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) [Rakotosaona 1972]
 mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka [SLP 1986]
Famaritana frantsay défricher [SLP 1986]
Endriteny 
mitavy
nitavy
hitavy

2010/05/14