|
|
|
|

Teny iditra1  mitavy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] manao tavy na tanimbary ala
4  [1.78] [Taisaka] mikapa ala hambolem-bary
5  [1.78] [Bara] mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy
6  [1.78] [Tanala] mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary)
7  [1.13] mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] défricher
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  12  mitavy, tiavim, vitaim

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31