Teny iditra | 1 mitefaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra 4 [1.78] [Sihanaka] mamely tehamaina |
Fototeny | 5 tefaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 mifetaka, mitefaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |