Teny iditra mitelina (telina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To swallow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avaler [1.8]
Ohatra 
1Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424]
2tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406]
3Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitelina
Ny lasa : nitelina
Ny hoavy : hitelina
Filaza mandidy : mitelema
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02