Teny iditra | 1 mitelina |
Fototeny | 2 telina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to swallow [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 avaler [1.8] |
Ohatra |
7 Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424#] 8 tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406#] 9 Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 16 ilmenita, mitelina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |