Teny iditra mitemoka (temoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka eo amorony kely
¶ Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nitemoka ilay famantaranandroko teto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitemoka
nitemoka
hitemoka

2010/05/14