|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitenatena
Fototeny  2  tenatena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao itenatena raha miresaka: Aza mitenatena ahy eo ianao fa tsy niady isika na ambany noho ianao aho
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] tutoyer une femme ; une femme qui tutoie un homme, en prononçant le mot itena
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mitenatenà
Fototeny  11  tenatena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitenatena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  itenatenam, mitenatena, mitenatenà, tenatenaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08