Teny iditra mitendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
mitendry
nitendry
hitendry
mitendre
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mitendry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mihinana maraina [Rakotosaona 1972]

2010/05/14