Teny iditra (1/2) | 1 mitendry |
Fototeny | 2 tendry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? |
Ohatra |
5 mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany. [1.437#] 6 Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#] |
Voambolana |
7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mitendry |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Taisaka]
mihinana maraina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |