|
|
|
|

Teny iditra1  mitenèna
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.26#19] speak
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3]
Ohatra  6  [1.278#] mitenena, ry Fanahy.
7  [2.606#] mitenena ry Lohanihany a!
8  [2.298#] Ka mitenena izay manan-kolazaina!
Fototeny  9  teny

Fivaditsoratra  10  itenenam, mitenèna, mitenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08