|
|
|
|

Teny iditra1  mitera-drano
Fototeny  2  teraka, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide
Ohatra  5  ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny. [2.470]
6  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07