Teny iditra mitera-drano (teraka, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide [Abinal 1888]
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: lena
Ohatra 
1ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 159]
2raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [Callet: Tantara, takila 126]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07