Teny iditra mitete (tete)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Misy rano mitete ao an' efitra
¶ Misy loaka ka mandefa ny rano hilatsaka mitsitaitaika: Mitete ny tafonay any ambanivohitra. / Mitete ity siny ity fa tsingino [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitete
nitete
hitete
Teny nalaina 

2010/05/14