Teny iditra | 1 mitetika |
Fototeny | 2 tetika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany 5 [1.13] mandidy na manapatapaka madinika |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] couper en petits morceaux |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mikendry, mikasa |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitetika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |