Teny iditra | 1 mitevy |
Fototeny | 2 tevy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Sihanaka]
mikapa hazo 5 [1.78] [Tanala] mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza 6 [1.1] Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitevy io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |