| Teny iditra | 1 mitevy |
| Fototeny | 2 tevy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antambahoaka+Antesaka+Bara+Sihanaka] mikapa hazo
[1.78] 5 [Tanala] mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza [1.78] 6 Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|