|
|
|
|

Teny iditra1  mitezitra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tezitra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mampiseho tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an-jandriny izy. / Mitezera fa aza manota

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29