Teny iditra mitia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombam-piteny hoe enti-mitia: Entina miraiki-po [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitia
nitia
hitia
mitiava

2013/05/21