Teny iditra mitibatiba (tibatiba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Feno (rano), mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, midibadiba: Tsy afaka mihazakazaka aho fa mbola mitibatiba ny kiboko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitibatiba
nitibatiba
hitibatiba

2010/05/14