Teny iditra | mitikitiky (tikitiky) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mipaipaika na mipipika (fiteny amin' ny famantaranandro): Maty angamba ity famantaranandro ity fa tsy henoko mitikitiky [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |