|
|
|
|

Teny iditra1  mitikitiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tikitiky
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mipaipaika na mipipika (fiteny amin' ny famantaranandro): Maty angamba ity famantaranandro ity fa tsy henoko mitikitiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29