Teny iditra | 1 mitobatoba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay izy Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny |
Fototeny | 4 tobatoba |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 itobatobam, mitobatoba, tobatobaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |