|
|
|
|

Teny iditra1  mitobatoba
Fototeny  2  tobatoba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay izy
Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  itobatobam, mitobatoba, tobatobaim

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05