Teny iditra | mitofatofa (tofatofa) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mihetsiketsika, mihofahofa (enti-milaza ny taho malefolefo tsofin' ny rivotra, na ny volon-doha mihofahofa raha mihazakazaka): Mitofatofa erỳ ny volon' i Bozy kely rehefa mihazakazakaizy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
2010/05/14 |
![]() |