|
|
|
|

Teny iditra1  mitofefika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihilana, miraika, mirona, mitady hihohoka: Nitofefikany lakana ka natahotra izaitsizy aho
Fototeny  4  tofefika
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mitofefika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11