Teny iditra mitofendro (tofendro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitofendro
nitofendro
hitofendro

2010/05/14