Teny iditra mitofotra (tofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Midona, mipòka, migòna: Nitofotra tamin' ny vato ny angadiko ka dombo terỳ! [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitofotra
nitofotra
hitofotra

2010/05/14