Teny iditra mitohaky (tohaky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mihomehy manao feo dohàka [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] mihomehy, mitokelaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mitokelaka [Rakotosaona 1972]

2009/09/01