|
|
|
|

Teny iditra1  mitohaky
Fototeny  2  tohaky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka] mihomehy manao feo dohàka
5  [1.78] [Taisaka] mihomehy, mitokelaka
6  [1.78] [Tanosy] mitokelaka

Fivaditsoratra  7  mikitoha, mitohaky, mitohika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21