Teny iditra mitohika (tohika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ditra, mikiribiby, mitompo teny fantatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitohika
nitohika
hitohika
mitohifa

2010/05/14