Teny iditra mitohiroza
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] lalandava: Laky nokaihiña ve roa i ko tsa mba misokaka fa save mitohiroza midraitsa (Na dia nantsoina aza izy dia tsy mba mamaly fa dia mianjonanjona lalandava) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31