Teny iditra | 1 mitohoka |
Fototeny | 2 tohoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière |
Ohatra |
7 Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 hitokoam, hotamiko, mitohoka, motahiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |