Teny iditra mitoka (toka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirary hahery na manozona ho resy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitoka
nitoka
hitoka
mitokava

Teny iditra mitoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] miantso (tokave), mihoby [Rakotosaona 1972]

2010/05/06