Teny iditra mitoka (toka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihomehy, mitokelaka toa maneso
¶ Manao feo toa mampiseho hagagàna fatratra miharo hafaliana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitokaka
nitokaka
hitokaka
Teny nalaina 

2010/05/14