Teny iditra (1/2) | 1 mitokona |
Fototeny | 2 tokona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina |
Ohatra |
5 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470] 6 Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mitokòna |
Fototeny | 12 tokona |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 ikotonam, itokonam, manotoky, miantoko, mikotona, mitokòna, mitokona, nitokoam, notamiko, tomaniko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |