|
|
|
|

Teny iditra1  mitokotoko
Fototeny  2  tokotoko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitsinjarazara ho toko maro (mitovy amin' ny mitoko fa fampiasa kokoa) [1.1]
Ohatra  5  Eo ambony atsinanana feno vato mitokotoko mahatahotra, ary eo ambony andrefana fiakarana mideza. [2.324]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12