|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitoky
Fototeny  2  toky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde)
Ohatra  6  Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any; [2.48]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mitoky
Fototeny  12  toky
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Tambahoaka] maminany (ombiasa)
15  [1.1] Mamosavy, mamorika
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] ensorceler
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21  komity, kômitỳ, mikito, mitoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07