Teny iditra mitolotra (tolotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Omena, tolorana: Nitolotra hena ratsy ny mpandevina
¶ Manolotra, mahafoy: Nitolo-batana ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitolotra
nitolotra
hitolotra
mitolora

2010/05/14