|
|
|
|

Teny iditra1  mitolotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Omena, tolorana: Nitolotra hena ratsy ny mpandevina
Manolotra, mahafoy: Nitolo-batana ny fahavalo
Fototeny  4  tolotra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30