Teny iditra | 1 mitomany homana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsy mety afa-po fambola mitaraindraina ihany hahazo bebe kokoa na dia efa eo am-pihinanana aza |
Singan-teny | 4 mitomany, homana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |