|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany valala
Singan-teny  2  mitomany, valala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  enti-milaza ny alika mivovò maharitra ela somary mitaritarika lava mampatahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to howl (of a dog) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  pousser des hurlements (se dit du chien) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01